|
|
|
|

Entry1  Ravalison Edmond
Part of speech  2  name (anthroponym) [Full list]
Examples  3  [2.285] Nalainay tao amin' ny Hatolotra an' iza ny Nosintsika nosoratan-dRavalison Edmond ity sombina tantara filalao ity.
4  [2.313#126] Mpanoratra efa fanta-daza - izay tsy iza fa Edmond Ravalison (teraka tamin' ny 24 Mey 1926) - no nanoratra ireto sombin-tantara roa mifanesy ireto, izay nalainay tamin' ny tantara iray tsy mbola vita boky, nefa noheverinay fa mendrika haseho eto noho izy ahitana taratry ny fiainana ary fahaiza-mitantara saika manakaiky ny tonga lafatra
Vocabulary  5  History: individuals
6  Literature: authors
Elementary words  7  Ravalison, Edmond
Literary works  8  Andriamatoa Ratsilefilaza
9  Ilay atodiorokoroka sy ireo mpandroaka sarety

Updated on 2024/12/10